auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-25 15:09:28 +08:00 committed by root
parent 59ed592a1d
commit d9f1111354
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Rafa mampihatra zany zo zany avy aminareo reo hafa, nga ma zahay tsy managna mihôtra? Na de zany aza, tsy nitaky zany zo zany zahay. Fa kosa, naleonay niaritra ny ra daoly salan-ze ho sakana ho an'ny filazantsaran'i Kristy. \v 13 Nga ma tsy fantatrareo fa ireo ze manompo akao amin'ny tempoly de mahazo ny sakafon-jareo avy akao amin'ny tempoly? Ary nga ma tsy fantatrareo fa reo ze manompo akaigny amin'ny alitara de mahazo anjara am-ze natao fanatitra teo amin'ny alitara? \v 14 Salanzany kô, ny Tompo de nandidy fa reo ze mitory ny filazantsara de tokony hahazo ny fivelôman-jareo avy amin'ny filazantsara.
\v 12 Rafa mampihatra zany zo zany avy aminareo reo hafa, nga ma zahay tsy managna mihôtra? Na de zany aza, tsy nitaky zany zo zany zahay. Fa kosa, naleonay niaritra ny ra daoly salan-ze ho sakana ho an'ny filazantsaran'i Kristy. \v 13 Nga ma tsy fantatrareo fa ireo ze manompo akao amin'ny tempoly de mahazo ny sakafon-jareo avy akao amin'ny tempoly? Ary nga ma tsy fantatrareo fa reo ze manompo akaigny amin'ny alitara de mahazo anjara am-ze natao fanatitra teo amin'ny alitara? \v 14 Salan-zany kô, ny Tompo de nandidy fa reo ze mitory ny filazantsara de tokony hahazo ny fivelôman-jareo avy amin'ny filazantsara.