auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-25 07:24:40 +08:00 committed by root
parent 8c9eb1d7c1
commit d680851f96
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 Ôran'zany ihaigny kô ny aminareo. Satria magniry fatratra ny fihetsehan'ny Fagna anareo, de magnàna zotom-po mba hiroborobo amin'ny fagnorenana ny fengonana. No zany ze miteny amin'ny fiteny tsy fantatra de tokony hivavaka mba hafany mandika tegny. Fa raha mivavaka amin'ny fiteny tsy fantatra Za, de mivavaka ny fagnako, fa ny saiko tsy mamô.
\v 12 Ôtran'zany ihaigny kô ny aminareo. Satria magniry fatratra ny fihetsehan'ny Fagna anareo, de magnàna zotom-po mba hiroborobo amin'ny fagnorenana ny fengonana. \v 13 No zany ze miteny amin'ny fiteny tsy fantatra de tokony hivavaka mba hafany mandika tegny. \v 14 Fa raha mivavaka amin'ny fiteny tsy fantatra Za, de mivavaka ny fagnako, fa ny saiko tsy mamô.