diff --git a/09/09.txt b/09/09.txt index 99452ae..581bf5d 100644 --- a/09/09.txt +++ b/09/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 Fa zany de efa vôsoratra akao amin'ny lalàn'i Mosesy hoe: "Aza asena fehi-vava ny omby rafa mively vary izy." Tegna le omby tokôtra ma no hiahian'Andriamanitra? \v 10 Tsy mikoragna momba an'nay ma izy? Efa nosoratana ho antsika, fa ze miasa tany de tokony hiasa amin'ny fanatenana, ary ze mively de tokony hively amin'ny fanantenana ny hahazo anjara amin'ny vokatra. \v 11 Raha namafy ra ara-pagnahy teo aminareo zahay, nga be lôtra aminay ma ny mijinja ra ara-materialy avy aminareo? \ No newline at end of file +\v 9 Fa zany de efa vôsoratra akao amin'ny lalàn'i Mosesy hoe: "Aza asena fehi-vava ny omby rafa miely vizy." Tegna le omby tokôtra ma no hiahian'Andriamanitra? \v 10 Tsy mikoragna momba an'nay ma izy? Efa nosoratana ho antsika, fa ze miasa tany de tokony hiasa amin'ny fanatenana, ary ze mively de tokony hively amin'ny fanantenana ny hahazo anjara amin'ny vokatra. \v 11 Raha namafy ra ara-pagnahy teo aminareo zahay, nga be lôtra aminay ma ny mijinja ra ara-materialy avy aminareo? \ No newline at end of file