auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-10 21:32:33 +08:00 committed by root
parent 090db347a9
commit cedcf716e4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Misaotra an'Andriamanitra za fa tsisy nataoko batisa nareo, afa-tsy Krispo sy Gaio. Zany de mba tsy hafan'iza miteny hoe tamin'ny agnarako no nagnaovana batisa anareo. Za iany ko de nagnao batisa ny ankohonan'i Stefanasy. Ny ankotra ze tsy fantatro raha nagnano batisa ola hafa za.
\v 14 Misaotra an'Andriamanitra za fa tsisy nataoko batisa nareo, afa-tsy Krispo sy Gaio. \v 15 Zany de mba tsy hafan'iza miteny hoe tamin'ny agnarako no nagnaovana batisa anareo. \v 16 Za iany ko de nagnao batisa ny ankohonan'i Stefanasy. Ny ankotra ze tsy fantatro raha nagnano batisa ola hafa za.