auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 08:15:19 +08:00 committed by root
parent b2a9e7a492
commit cacb6426a2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Tamin'reo ze avelagnin'ny lalàna, de lasana salan'ny ôla avelagnin'ny lalàna za, na de tsy avelagnin'ny lalàn'Andriamanitra aza ny tegnako, fa ambanin'ny lalàn'i Kristy. Nagnano an'zany za mba hazaôko ireo ze ambanin'ny lalàna. \v 22Teo amin'reo malemy de lasa malemy zà, mba hazaôko reo malemy. Tonga ra daôly ho an'ny olo daôly zà, mba hamonjeko ny sasagny amin'ny fomba rehetra. \v 23 Magnano ny ra daôly za ho an'ny filazantsara, mba hafako mandray anjara amin'reo fitahian'zany.
\v 21 Tamin'reo ze avelagnin'ny lalàna, de lasana salan'ny ôla avelagnin'ny lalàna za, na de tsy avelagnin'ny lalàn'Andriamanitra aza ny tegnako, fa ambanin'ny lalàn'i Kristy. Nagnano an'zany za mba hazaôko ireo ze ambanin'ny lalàna. \v 22Teo amin'reo malemy de lasa malemy zà, mba hazaôko reo malemy. Tonga ra daôly ho an'ny olo daôly zà, mba hamonjeko ny sasagny amin'ny fomba daôly. \v 23 Magnano ny ra daôly za ho an'ny filazantsara, mba hazaôko mandray anjara amin'reo fitahian'zany.