auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-10 21:47:23 +08:00 committed by root
parent 4fdf7ee0ab
commit c2b6e01a47
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 \v 27 Hevero ny fentsogna anareo, ry rala. Tsy maro taminareo no hendry raha ny amin'ny maha olombelona. Tsy maro taminareo no naeno. Tsy maro taminareo no avo firazagnana. Fa Andriamanitra de nisafidy reo ra adalan'zao tontolo zao mba hampamenatra ny hendry. Andriamanitra de nisafidy ze malemy akeo amin'zao tontolo zao mba hampamenatra ze matanjaka.
\v 26 Hevero ny fentsogna anareo, ry rala. Tsy maro taminareo no hendry raha ny amin'ny maha olombelona. Tsy maro taminareo no naeno. Tsy maro taminareo no avo firazagnana. \v 27 Fa Andriamanitra de nisafidy reo ra adalan'zao tontolo zao mba hampamenatra ny hendry. Andriamanitra de nisafidy ze malemy akeo amin'zao tontolo zao mba hampamenatra ze matanjaka.