auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 08:15:19 +08:00 committed by root
parent 5b046fc778
commit c2531809fb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Alao tahaka za, ôtranà anafako an'i Kristy. \v 2 Amizao midera anareo za satria matsiaro an'ana amin'ny ra daôly nareo. Midera anareo za satria mitagna mafy ny fômbafômba araka ze nagnolorako an'jareo teo aminareo nareo. \v 3 Ary teko ho azonareo fa Kristy no lôn'ny leila daôly, fa ny là no lôn'ny vavy, ary Andriamanitra no lôn'i Kristy. \v 4 Ary magnala voninahitra ny lôny reo leila ze mivavaka na mamignany ka misaron-dô.
\v 1 Alao tahaka za, ôtra anà mpaka tahaka an'i Kristy. \v 2 Amizao midera an'nareo za satria matsiaro ana amin'ny ra daôly anareo. Midera an'nareo za satria mitàna mafy ny fombafomba araka ze nanolorako an'jareo teo aminareo nareo. \v 3 Ary teko ho azonareo fa Kristy no lôn'ny leila daôly, fa ny là no lôn'ny vavy, ary Andriamanitra no lôn'i Kristy. \v 4 Ary magnala voninahitra ny lôny reo leila ze mivavaka na mamignany ka misaron-dô.