auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 09:15:44 +08:00 committed by root
parent a1aabd8847
commit c0ffb668b4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Fa na de afaka amin'ny daôly aza za, de tonga no mpanompo ho an'ny daôly,mba hazaôko betsaka kokoa. \v 20 Takeo amin'ny Jiosy de lasa salan'ny Jiosy zà, mba hazaôko ny Jiosy. Teo ami'reo ze ambanin'ny lalàna, de lasa salan'ny ôla ze ambanin'ny lalàna za mba haazoko reo ze ambanin'ny lalàna. Nagnano zany za na de tsy teo ambanin'ny lalàna aza ny tenako. [Fanamarihana: Ny baiboly ULB sy ny UDB de mivaky hoe: "Nagnao zany za na de tsy teo ambanin'ny lalàna aza ny tegnako." Ny dikan-teny talô sasagny de tsy manisy izeigny.]
\v 19 Fa na de afaka amin'ny daôly aza za, de tonga no mpanompo ho an'ny daôly,mba hazaôko betsaka kokoa. \v 20 Takeo amin'ny Jiosy de lasa salan'ny Jiosy zà, mba hazaôko ny Jiosy. Teo ami'reo ze ambanin'ny lalàna, de lasa salan'ny ôla ze ambanin'ny lalàna za mba hazaôko reo ze ambanin'ny lalàna. Nagnano an'izany za na de tsy teo ambanin'ny lalàna aza ny tenako. [Fanamarihana: Ny baiboly ULB sy ny UDB de mivaky hoe: "Nagnao zany za na de tsy teo ambanin'ny lalàna aza ny tegnako." Ny dikan-teny talô sasagny de tsy manisy izeigny.]