auto save
This commit is contained in:
parent
3364474067
commit
bf127b3d00
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Mikara fitiavana ary ôka ho be zotom-po amin'reo fagnomezanam-pagna, indrindra fa ny mba haminagnianareo. Fa ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra de tsy miresaka amin'ôla fa amin'Andriamanitra.Fa tsisy mahazo anazy satria miresaka ra misitrika akao amin'ny fanahy izy. fa ze mamignany de miresaka amin'ôla mba ho fananganana an'jareo, famporisiana an'jareo,ary fampionona an'jareo.Ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra de magnorina ny tegnany, fa ze maminagny de magnorina fiango
|
Mikara fitiavana ary ôka ho be zotom-po amin'reo fagnomezanam-pagna, indrindra fa ny mba haminagnianareo. Fa ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra de tsy miresaka amin'ôla fa amin'Andriamanitra.Fa tsisy mahazo anazy satria miresaka ra misitrika akao amin'ny fanahy izy. fa ze mamignany de miresaka amin'ôla mba ho fananganana an'jareo, famporisiana an'jareo,ary fampionona an'jareo.Ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra de magnorina ny tegnany, fa ze maminagny de magnorina fiangonana.
|
Loading…
Reference in New Issue