auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-09 17:47:01 +08:00 committed by root
parent 84d581248c
commit bd840e1506
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa rafa miangona nareo, de tsy ny Fanasan'ny Tompo no hoaninareo. Rafa mignana nareo, de samy mignana ny sakafony manokana sy tsirairay alohan'ny hisakafoan'reo hafa. Noana ny raika, ary ny hafa lasa mamo. Tsy magnana trano isakafoana sy isotrogna ma nareo? Ho tsinontsiniavinareo ve ny fiangonan'Andriamanitra ka haetrinareo zany tsy magnana na ino na ino? Ino no tokony ho teneniko aminareo? Tokony hidera anareo ma za ? Fa rafa miangona nareo, de tsy ny Fanasan'ny Tompo no hoaninareo. Rafa mignana nareo, de samy mignana ny sakafony manokana sy tsirairay alohan'ny hisakafoan'reo hafa. Noana ny raika, ary ny hafa lasa mamo. Tsy magnana trano isakafoana sy isotrogna ma nareo? Ho tsinontsiniavinareo ve ny fiangonan'Andriamanitra ka haetrinareo zany tsy magnana na ino na ino? Ino no tokony ho teneniko aminareo? Tokony hidera anareo ma za? Tsy hidera anareo amin'zany za!

1
11/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa noraisiko avy amin'ny Tompo iany ko ze ampitaiko anareo, fa Jesosy Tompo, tamin'ny alina ze namadihana an'Azy, de naka mofo. Rafa avy nis