auto save
This commit is contained in:
parent
84d581248c
commit
bd840e1506
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa rafa miangona nareo, de tsy ny Fanasan'ny Tompo no hoaninareo. Rafa mignana nareo, de samy mignana ny sakafony manokana sy tsirairay alohan'ny hisakafoan'reo hafa. Noana ny raika, ary ny hafa lasa mamo. Tsy magnana trano isakafoana sy isotrogna ma nareo? Ho tsinontsiniavinareo ve ny fiangonan'Andriamanitra ka haetrinareo zany tsy magnana na ino na ino? Ino no tokony ho teneniko aminareo? Tokony hidera anareo ma za ?
|
||||
Fa rafa miangona nareo, de tsy ny Fanasan'ny Tompo no hoaninareo. Rafa mignana nareo, de samy mignana ny sakafony manokana sy tsirairay alohan'ny hisakafoan'reo hafa. Noana ny raika, ary ny hafa lasa mamo. Tsy magnana trano isakafoana sy isotrogna ma nareo? Ho tsinontsiniavinareo ve ny fiangonan'Andriamanitra ka haetrinareo zany tsy magnana na ino na ino? Ino no tokony ho teneniko aminareo? Tokony hidera anareo ma za? Tsy hidera anareo amin'zany za!
|
Loading…
Reference in New Issue