diff --git a/11/33.txt b/11/33.txt index 04adf9a..6511f2f 100644 --- a/11/33.txt +++ b/11/33.txt @@ -1 +1 @@ -Non'izany, ry rala, rafa miangona mba hignana nareo, de mifampiandrasa. Raha misy olo raika nona, oka izy hignana any an-trano, amin'izay daoly miangona nareo de tsy ho amin'ny fitsarana zany. Ary makasida reo ra hafa ze nosorata \ No newline at end of file +Non'izany, ry rala, rafa miangona mba hignana nareo, de mifampiandrasa. Raha misy olo raika nona, oka izy hignana any an-trano, amin'izay daoly miangona nareo de tsy ho amin'ny fitsarana zany. Ary makasida reo ra hafa ze nosoratagnareo, de hagnome toro-lalana za rafa tonga. \ No newline at end of file