diff --git a/14/22.txt b/14/22.txt index 1e6d669..3500d07 100644 --- a/14/22.txt +++ b/14/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 No zany reo fiteny tsy fantatra de famatarana, tsy amin'reo mpino, fa amin'reo tsy mpino. Fa ny faminaniana kosa de ho famatarana, tsy ho an'reo tsy mpino, fa ho an'reo mpino.\v 23 No zany, raha to ka miara-miangona ny fengonana daôly ary miteny amin'ny fiteny tsy fantatra avokoa, ary miditra reo vahiny sy tsy mpino, tsy ho lazain'jareo fa adala ma nareo? \ No newline at end of file +\v 22 No zany reo fiteny tsy fantatra de famatarana, tsy amin'reo mpino, fa amin'reo tsy mpino. Fa ny famignaniana kosa de ho famatarana, tsy ho an'reo tsy mpino, fa ho an'reo mpino. \v 23 No zany, raha to ka miara-miangona ny fengonana daôly ary mitare amin'ny fiteny tsy fantatra avokoa, ary miditra reo vahiny sy tsy mpino, tsy ho lazain'jareo fa adala ma nareo? \ No newline at end of file