auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-06 09:53:31 +08:00 committed by root
parent 1442b2316e
commit ab9ea8e1d4
6 changed files with 6 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa izeigny de efa vosoratra akao amin'ny lalan'i Mosesy hoe: "Aza aseigna fato-bava ny omby rafa miely vo izy" Tegna le omby tokoa ma no hiahian'Andriamanitra Tsy miresaka momba anay ma izy Efa nosoratagna ho antsika, fa ze miasa tany de tokony hiasa amin'ny fagnatenana, ary ze mively de tokony hively amin'ny fagnantenana ny hahazo anjara amin'ny vokatra Raha namafy ra ar-pagna teo aminareo zay, moa be lotra aminay ma ny mijinja ra ara-materialy avy aminareo
\v 9 \v 10 \v 11 Fa izeigny de efa vosoratra akao amin'ny lalan'i Mosesy hoe: "Aza aseigna fato-bava ny omby rafa miely vo izy" Tegna le omby tokoa ma no hiahian'Andriamanitra Tsy miresaka momba anay ma izy Efa nosoratagna ho antsika, fa ze miasa tany de tokony hiasa amin'ny fagnatenana, ary ze mively de tokony hively amin'ny fagnantenana ny hahazo anjara amin'ny vokatra Raha namafy ra ar-pagna teo aminareo zay, moa be lotra aminay ma ny mijinja ra ara-materialy avy aminareo

View File

@ -1 +1 @@
Rafa mampihatra zany zo zany avy aminareo reo hafa, moa ve zay tsy magnana miotra Na de zany aza, tsy nitaky zany zo zany zay Fa kosa, naleonay niaritra ny ra daoly toy ze ho sakany ho an'ny filazantsaran'i Kristy Moa ve tsy fantatrareo fa reo ze manompo akao amin'ny tempoly de maazo ny sakafon'jareo avy akao amin'ny tempoly Ary moa ve tsy fantatrareo fa reo ze manompo akeigny amin'ny alitara de maazo anjara amin'ze natao fanatitra teo amin'ny alitara Toy zany ko, ny Tompo de nandidy fa reo ze mitory ny filazantsara de tokony haazo ny fiveloman'jareo avy amin'ny filazantsara
\v 12 \v 13 \v 14 Rafa mampihatra zany zo zany avy aminareo reo hafa, moa ve zay tsy magnana miotra Na de zany aza, tsy nitaky zany zo zany zay Fa kosa, naleonay niaritra ny ra daoly toy ze ho sakany ho an'ny filazantsaran'i Kristy Moa ve tsy fantatrareo fa reo ze manompo akao amin'ny tempoly de maazo ny sakafon'jareo avy akao amin'ny tempoly Ary moa ve tsy fantatrareo fa reo ze manompo akeigny amin'ny alitara de maazo anjara amin'ze natao fanatitra teo amin'ny alitara Toy zany ko, ny Tompo de nandidy fa reo ze mitory ny filazantsara de tokony haazo ny fiveloman'jareo avy amin'ny filazantsara

View File

@ -1 +1 @@
Nefa tsy nitaky ny raika tamin'reo zo reo za Ary tsy manoratra an'zao za mba mety hisy ra hatao ho ana Aleoko maty toy ze hisy olo hanaisotra amina zany rehetra zany Fa raha mitovy ny filazantsara za, de tsy misy antony tokony irereako, satria tsy maintsy magnano zany za Ary loza ho ana raha tsy mitory ny filazantsara za!
\v 15 \v 16 Nefa tsy nitaky ny raika tamin'reo zo reo za Ary tsy manoratra an'zao za mba mety hisy ra hatao ho ana Aleoko maty toy ze hisy olo hanaisotra amina zany rehetra zany Fa raha mitovy ny filazantsara za, de tsy misy antony tokony irereako, satria tsy maintsy magnano zany za Ary loza ho ana raha tsy mitory ny filazantsara za!

View File

@ -1 +1 @@
Fa raha magnano zany an-tsitrapo za, de magnana valisoa Fa raha tsy an-tsitrapo kosa, de mbola magnana ny andraikitra ze nankinina tamina za Ino ary zany no valisoako Izeigny de rafa mitory za, de afaka manolotra ny filazantsara tsy misy fandoavam-bola ka mba tsy hampiasa tanteraka ny zoko amin'ny filazantsara
\v 17 \v 18 Fa raha magnano zany an-tsitrapo za, de magnana valisoa Fa raha tsy an-tsitrapo kosa, de mbola magnana ny andraikitra ze nankinina tamina za Ino ary zany no valisoako Izeigny de rafa mitory za, de afaka manolotra ny filazantsara tsy misy fandoavam-bola ka mba tsy hampiasa tanteraka ny zoko amin'ny filazantsara

View File

@ -1 +1 @@
Fa na de afaka amin'ny daoly aza za, de tonga no mpanompo ho an'ny rehetra,mba hahazoako bebe kokoa Teo amin'ny Jiosy de lasa otrany Jiosy za, mba haazoako ny Jiosy Teo amin'reo ze ambanin'ny lalana, de lasa otrany olo ze ambanin'ny lalana za mba haazoko reo ze ambanin'ny lalana Nagnano zany zan na de tsy teo ambanin'ny lalana aza ny tenako Fanamarihana: Ny baiboly ULB sy ny UDB de mivaky hoe: "Nagnao zany za na de tsy teo ambanin'ny lalana aza ny tegnako" Ny dikan-tegny talo sasagny de tsy manisy izaeigny
\v 19 \v 20 Fa na de afaka amin'ny daoly aza za, de tonga no mpanompo ho an'ny rehetra,mba hahazoako bebe kokoa Teo amin'ny Jiosy de lasa otrany Jiosy za, mba haazoako ny Jiosy Teo amin'reo ze ambanin'ny lalana, de lasa otrany olo ze ambanin'ny lalana za mba haazoko reo ze ambanin'ny lalana Nagnano zany zan na de tsy teo ambanin'ny lalana aza ny tenako Fanamarihana: Ny baiboly ULB sy ny UDB de mivaky hoe: "Nagnao zany za na de tsy teo ambanin'ny lalana aza ny tegnako" Ny dikan-tegny talo sasagny de tsy manisy izaeigny

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'reo ze ivelan'ny lalana, de lasa otrany olo ivelan'ny lalana za, na de tsy ivelan'ny lalan'Andriamanitra aza ny
\v 21 \v 22 \v 23 Tamin'reo ze ivelan'ny lalana, de lasa otrany olo ivelan'ny lalana za, na de tsy ivelan'ny lalan'Andriamanitra aza ny tegnako, fa ambanin'ny lalan'i Kristy Nagnao zany za mba haazoako reo ze ambanin'ny lalana Teo amin'reo