auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-25 13:59:23 +08:00 committed by root
parent 5814af33a9
commit a5f02bc369
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Am'zao de magniry daôly anareo hitare amin'ny fiteny tsy fantatra. Fa mbôla miôtra no zany aza, magniry Za ny haminagninareo. Ze maminagny de geda kôkô no ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra (raha tsy hoe misy ôla raika mandika teny ka mba manjary hanaganan'ny fengonana). \v 6 Fa am-zao, ry rahalà, raha tonga akeo aminareo amin'ny fiteny tsy fantatra za, ino no tombon-tsoa omeko anareo am-zany? Tsy afaka za, raha tsy hoe miresaka aminareo amin'ny fagnambarana, na falalana, na faminagniana, na fampenarana.
\v 5 Am'zao de magniry daôly anareo hitare amin'ny fiteny tsy fantatra. Fa mbôla miôtra no zany aza, magniry Za ny haminagninareo. Ze maminagny de geda kôkô no ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra (raha tsy hoe misy ôla raika mandika teny ka mba manjary hanaganan'ny fengonana). \v 6 Fa am-zao, ry rahalà, raha tonga akeo aminareo amin'ny fiteny tsy fantatra za, ino no tombon-tsoa omeko anareo am-zany? Tsy afaka za, raha tsy hoe miresaka aminareo amin'ny fagnambarana, na falalana, na faminagnina, na fampenarana.