auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-24 11:01:53 +08:00 committed by root
parent 290e583678
commit 9aba75fa25
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mikara fitiavana ary ôka ho be zotom-po amin'reo fagnomezanam-pagna, indrindra fa ny mba haminagnianareo. Fa ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra de tsy miresaka amin'ôla fa amin'Andriamanitra.Fa tsisy mahazo anazy satria miresaka ra misitrika akao amin'ny fanahy izy. fa ze mamignany de miresaka amin'ôla mba ho fananganana an'jareo, famporisiana an'jareo,ary fampionona an'jareo.Ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra de magnorina ny tegnany, fa ze maminagny de magnorina fiangonana.
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Mikara fitiavana ary ôka ho be zotom-po amin'reo fagnomezanam-pagna, indrindra fa ny mba haminagnianareo. Fa ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra de tsy miresaka amin'ôla fa amin'Andriamanitra.Fa tsisy mahazo anazy satria miresaka ra misitrika akao amin'ny fanahy izy. fa ze mamignany de miresaka amin'ôla mba ho fananganana an'jareo, famporisiana an'jareo,ary fampionona an'jareo.Ze mitare amin'ny fiteny tsy fantatra de magnorina ny tegnany, fa ze maminagny de magnorina fiangonana.

View File

@ -1 +1 @@
Zao de mangiry an'nareo daôly hitare amin'ny fiteny tsy fantatra za.Fa mbôla miôtra noho zany, magniry za ny haminagninareo.Ze maminagny de geda kôkô noho mitare amin'ny fiteny tsy fantatra (raha tsy hoe misy ôla raika mandika teny ka mba manjary hiorenan'ny fiangonana).
\v 5 \v 6 Zao de mangiry an'nareo daôly hitare amin'ny fiteny tsy fantatra za.Fa mbôla miôtra noho zany, magniry Za ny haminagninareo. Ze maminagny de geda kôkô noho mitare amin'ny fiteny tsy fantatra (raha tsy hoe misy ôla raika mandika teny ka mba manjary hiorenan'ny fiangonana).