auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-04 21:33:03 +03:00 committed by root
parent 4d7ec64ba5
commit 99fba541ce
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa nankeo aminareo za ry rahalà, de tsy tonga niaraka tamina lahateny na fahendrena za raha nagnambara ny mistery momba an'Andrialanitra. [Fagnamarihana: Ny dikan-teny maro faha de mivaky salan'izao hoe: "Raha nagnambara ny fijoroana vavolombelona momban'Andriamanitra za."] Fa nanapa-kevitra tsy halala na ino na ino za rafa takeo aminareo, afa-tsy Jesosy Kristy, sy Izy vôhombo.
\v 1 Rafa nankeo aminareo za, ry rahalà, de tsy tonga niaraka tamina lahateny na fahendrena za raha nagnambara ny mistery momba an'Andrialanitra. [Fagnamarihana: Ny dikan-teny maro faha de mivaky salan'izao hoe: "Raha nagnambara ny fijoroana vavolombelona momban'Andriamanitra za."]\v 2 Fa nanapa-kevitra tsy halala n'ino n'ino za rafa takeo aminareo, afa-tsy Jesosy Kristy, sy Izy vôhombo.

View File

@ -1 +1 @@
Ary niaraka taminareo za takeo amin'ny falemena, sy takeo amin'ny tatra, ary takei amin'ny fangovitana be. Ary ny hafatro sy ny fagnambarako de tsy tamin'ny teny fandresen-dahatry ny fahendrena. Fa kosa, tamin'ny fanehian'ny Fanahy sy hery, mbô tsy ho akao amin'ny fahendren'olombelona ny finônareo, fa akao amin'ny herin'Andriamanitra.
\v 3 \v 4 \v 5 Ary niaraka taminareo za takeo amin'ny falemena, sy takeo amin'ny tatra, ary takei amin'ny fangovitana be. Ary ny hafatro sy ny fagnambarako de tsy tamin'ny teny fandresen-dahatry ny fahendrena. Fa kosa, tamin'ny fanehian'ny Fanahy sy hery, mbô tsy ho akao amin'ny fahendren'olombelona ny finônareo, fa akao amin'ny herin'Andriamanitra.

View File

@ -1 +1 @@
Am'zao fotôna zao zahay de tegna mitare fahendrena akeo am'reo matanjaka, fa tsy ny fahendren'zao tontolo zao, na ny an'reo mpanapaka zao vanin'andro zao, ze mandalo fôgna. Fa kosa, milaza ny fahendren'Andriamanitra amin'ny fahamarinana misitrika zahay, le fahendrena misitrika ze notendren'Andriamanitra mialô an'reo vanin'andro daôly ho voninahitsika.
\v 6 \v 7 Am'zao fotôna zao zahay de tegna mitare fahendrena akeo am'reo matanjaka, fa tsy ny fahendren'zao tontolo zao, na ny an'reo mpanapaka zao vanin'andro zao, ze mandalo fôgna. Fa kosa, milaza ny fahendren'Andriamanitra amin'ny fahamarinana misitrika zahay, le fahendrena misitrika ze notendren'Andriamanitra mialô an'reo vanin'andro daôly ho voninahitsika.

View File

@ -1 +1 @@
Tsy nisy tam'reo mpanapak'zao andro zao no nafantatra io fahendrena io, fa raha natakatra an'zany zareo tam'zany fotôna zany, de tsy nohombon-jareo le tompon'ny voninahitra. Fa araka ze voasoratra: "Reo ra ze tsisy maso natazagna, tsisy sofina naregny, tsisy eritreritra nahazo sary an-tsaigna, reo ra zay nomanin'Andriamanitra ho an'reo te an'Azy."
\v 8 \v 9 Tsy nisy tam'reo mpanapak'zao andro zao no nafantatra io fahendrena io, fa raha natakatra an'zany zareo tam'zany fotôna zany, de tsy nohombon-jareo le tompon'ny voninahitra. Fa araka ze voasoratra: "Reo ra ze tsisy maso natazagna, tsisy sofina naregny, tsisy eritreritra nahazo sary an-tsaigna, reo ra zay nomanin'Andriamanitra ho an'reo te an'Azy."

View File

@ -1 +1 @@
{"project":{"id":"1co","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":181},"package_version":7,"target_language":{"name":"Sihanaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt-x-sihanaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["MAD012"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["02-title","02-12","12-title","05-title","15-title","16-title"]}
{"project":{"id":"1co","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":181},"package_version":7,"target_language":{"name":"Sihanaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt-x-sihanaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["MAD012"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["02-title","02-12","12-title","05-title","15-title","16-title","02-01"]}