auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-02 20:58:42 +03:00 committed by root
parent b0444c6eb7
commit 991c4f3679
9 changed files with 9 additions and 0 deletions

1
16/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 \v 4 Rafa tonga za, n'iza n'iza ekenareo, de alefako miaraka amin'ny taratasy mbô agnaterako ny faagnatitra ho an'i Jerosalema za. Raha tô ka mety aminà iany kô ny mande, de hande hiaraka aminà zareo.

1
16/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 \v 6 Fa ho aigny aminareo za rafa mandalo an'i Makedonia. Fa handalo an'i Makedonia za. Mety hijanona miaraka aminareo za na mandritra ny rirignina mitsy aza, mbô ahafanareo magnampy anà amin'ny deko, n'iza n'iza ombako.

1
16/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 \v 8 \v 9 Fa tsy magniry hatazagna an'nareo mandritra ny fotôna fohy za zao. Fa magnantena ny hipetraka maharitra miaraka aminareo, raha avelan'ny Tompo. Fa hijaona akao Efesaosy za mandra-patongan'ny Pentekosta, fa efa varavaragna malalaka no nisokatra ho anà, ary misy favalo maro.

1
16/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 \v 11 \v 12 Ary rafa tonga i Timoty, de ezaho mbô tsy hatatra izy miaraka aminareo, fa magnano ny asan'ny Tompo izy, ôtran'ny ataoko. Aza avela hisy ôla hagnano tsinotsinona an'azy. Ampeo izy amin'ny lalan'ny fiadanana, mbô ahafahany magnantona anà. Fa mandigny an'azy mbô ho tonga hiaraka am'reo rahala za. Ary makasika an'i Apolosy ralatsika, de nampirisika an'azy mafy za mbô hitsidika an'nareo miaraka am'reo rahala. Fa mbôla den'ny ho tonga izy am'zao fotôna zao. Na zany aza, ho tonga izy rafa mety ny fotôna.

1
16/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 \v 14 Miembena, mipitraha tsara amin'ny finoana, miasà ôtran'ny leila, mahereza. Ôka ho atao am-pitiavana ze ataonareo daôly.

1
16/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 \v 16 Hainareo ny tokatranon'i Stefanasy, fa zareo no niova fo vôlôny tao Asaia, ary zareo nametraka ny tenan-jareo ho amin'ny fagnompôna ny mpino. Ary mamporisika an'nareo za, ry rahala, mbô hagneiky ny ôla salan'zany sy amin'ny ôla daoly ze magnampy amin'ny asa sy miasa miaraka aminay.

1
16/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 \v 18 Mifalia amin'ny fatongavan'i Stefanasy, Fortinatasy, ary Akaiosy za. Nameno ny tsy naha-teo an'nareo zareo. Fa namelombelona ny fanahiko sy ny an'nareo zareo. Ka noho zany, fantaro ny ôla salan'zany.

1
16/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 \v 20 Reo fiangonan'i Asia de magnano veloma an'nareo. Akila sy Pritsila de magnano veloma an'nareo akao amin'ny Tompo, miaraka amin'ny fiangonana ze akao amin'ny fonenan-jareo. Ny rahala daôly magnano veloma an'nareo. Mifaganova veloma amin'ny oroka masina.

1
16/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 \v 22 \v 23 \v 24 Za, Paoly, manoratra ty amin'ny tagnako. Raha misy ôla tsy te ny Tompo, enga ane mbô ho vôhozogna izy. Ho tonga, ny Tompotsika! Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Tompo. Ho aminareo daôly ny fitiavao akao amin'i Jesosy Kristy. [Fanamarihana: Ny dikan-teny talô de magnampy hoe: "Amena." Fa ny vaovao hafa, akao agnatin'zany ny ULB sy ny UDB, de manala an'zany.]