diff --git a/10/14.txt b/10/14.txt index ec4c6b0..2dbabf6 100644 --- a/10/14.txt +++ b/10/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 No zany, ry malalako, mandosira lavitry ny fanompôn-tsampy. \v 15 Mitare aminareo salan'ny ôla manan-tsaigna za, mba hafahanareo mitsara ze koraniko. \v 16 Ny kapôky ny fisaorana ze isaorantsika, moa ve zany tsy fiombonana amin'ny ran'i Kristy? Ny mofo ze vakintsika, moa ve zany tsy fiombognana amin'ny vatan'i Kristy?\v 17 Satria raika iany ny mofo, tisika ze betsaka de vatagna raika. Tsika daôly de mandray amin'ny mofo raika iany. \ No newline at end of file +\v14Noho zany, ry malalako, milefasa lavitry ny fanompôn-tsampy.\v15 Mitare aminareo salan'ny ôla manan-tsaigna zà, mba hafahanareo mitsara ze koragnako. \v 16 Ny kapôky ny fisaorana ze isaorantsika, moa ve zany tsy fiombonana amin'ny ran'i Kristy? Ny mofo ze vakintsika, moa ve zany tsy fiombognana amin'ny vatan'i Kristy?\v 17 Satria raika iany ny mofo, tisika ze betsaka de vatagna raika. Tsika daôly de mandray amin'ny mofo raika iany. \ No newline at end of file