auto save
This commit is contained in:
parent
7938c22f91
commit
8cc93948d0
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa raha ny makasika ny finanana anina natao sorogna ho an'ny sampy de fantatsika fa "ny sampy aketo amin'zao tontolo zao de tsinontsinona" ary "fa tsy misy Andriamanitra afa-tsy raika iany." Fa metsy misy reo mody antsovina hoe andriamanitra, na akaigny an-dagnitra na aketo an-tany, salan'ny habetsan'reo "andriamanitra" sy ny habetsan'reo "tompo." Fa ho antsika, "Raika iany no Andriamanitra de le Ray, ze avy
|
||||
Fa raha ny makasika ny finanana anina natao sorogna ho an'ny sampy de fantatsika fa "ny sampy aketo amin'zao tontolo zao de tsinontsinona" ary "fa tsy misy Andriamanitra afa-tsy raika iany." Fa metsy misy reo mody antsovina hoe andriamanitra, na akaigny an-dagnitra na aketo an-tany, salan'ny habetsan'reo "andriamanitra" sy ny habetsan'reo "tompo." Fa ho antsika, "Raika iany no Andriamanitra de le Ray, ze avy aminy ra daôly, ary Izy no antony hivelomantsika, ary raika no Tompo Jesosy Kristy, ze tamin'ny alalany no nisian'ny ra daôly, ary tamin'ny alalny no nisiantsika."
|
Loading…
Reference in New Issue