diff --git a/16/13.txt b/16/13.txt index 12bbd2a..9c47ecf 100644 --- a/16/13.txt +++ b/16/13.txt @@ -1 +1 @@ -Miembena, mipitraha tsara amin'ny finoana, miasà ôtran'ny leila, mahereza. Ôka ho atao am-pitiavana ze ataonareo daôly. \ No newline at end of file +\v 13 \v 14 Miembena, mipitraha tsara amin'ny finoana, miasà ôtran'ny leila, mahereza. Ôka ho atao am-pitiavana ze ataonareo daôly. \ No newline at end of file diff --git a/16/15.txt b/16/15.txt index 78a3918..2c5bf11 100644 --- a/16/15.txt +++ b/16/15.txt @@ -1 +1 @@ -Hainareo ny tokatranon'i Stefanasy, fa zareo no niova fo vôlôny tao Asaia, ary zareo nametraka ny tenan-jareo ho amin'ny fagnompôna ny mpino. Ary mamporisika an'nareo za, ry rahala, mbô hagneiky ny ôla salan'zany sy amin'ny ôla daoly ze magnampy amin'ny asa sy miasa miaraka aminay. \ No newline at end of file +\v 15 \v 16 Hainareo ny tokatranon'i Stefanasy, fa zareo no niova fo vôlôny tao Asaia, ary zareo nametraka ny tenan-jareo ho amin'ny fagnompôna ny mpino. Ary mamporisika an'nareo za, ry rahala, mbô hagneiky ny ôla salan'zany sy amin'ny ôla daoly ze magnampy amin'ny asa sy miasa miaraka aminay. \ No newline at end of file diff --git a/16/17.txt b/16/17.txt index 9225891..84a47d8 100644 --- a/16/17.txt +++ b/16/17.txt @@ -1 +1 @@ -Mifalia amin'ny fatongavan'i Stefanasy, Fortinatasy, ary Akaiosy za. Nameno ny tsy naha-teo an'nareo zareo. Fa namelombelona ny fanahiko sy ny an'nareo zareo. Ka noho zany, fantaro ny ôla salan'zany. \ No newline at end of file +\v 17 \v 18 Mifalia amin'ny fatongavan'i Stefanasy, Fortinatasy, ary Akaiosy za. Nameno ny tsy naha-teo an'nareo zareo. Fa namelombelona ny fanahiko sy ny an'nareo zareo. Ka noho zany, fantaro ny ôla salan'zany. \ No newline at end of file diff --git a/16/19.txt b/16/19.txt index 674279b..816600b 100644 --- a/16/19.txt +++ b/16/19.txt @@ -1 +1 @@ -Reo fiangonan'i Asia de magnano veloma an'nareo. Akila sy Pritsila de magnano veloma an'nareo akao amin'ny Tompo, miaraka amin'ny fiangonana ze akao amin'ny fonenan-jareo. Ny rahala daôly magnano veloma an'nareo. Mifaganova veloma amin'ny oroka masina. \ No newline at end of file +\v 19 \v 20 Reo fiangonan'i Asia de magnano veloma an'nareo. Akila sy Pritsila de magnano veloma an'nareo akao amin'ny Tompo, miaraka amin'ny fiangonana ze akao amin'ny fonenan-jareo. Ny rahala daôly magnano veloma an'nareo. Mifaganova veloma amin'ny oroka masina. \ No newline at end of file diff --git a/16/21.txt b/16/21.txt index 12eeabe..71325a8 100644 --- a/16/21.txt +++ b/16/21.txt @@ -1 +1 @@ -Za, Paoly, manoratra ty amin'ny tagnako. Raha misy ôla tsy te ny Tompo, enga ane mbô ho vôhozogna izy. Ho tonga, ny Tompotsika! Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Tompo. Ho aminareo daôly ny fitiavao akao amin'i Jesosy Kristy. [Fanamarihana: Ny dikan-teny talô de magnampy hoe: "Amena." Fa ny vaovao hafa, akao agnatin'zany ny ULB sy ny UDB, de manala an'zany.] \ No newline at end of file +\v 21 \v 22 \v 23 \v 24 Za, Paoly, manoratra ty amin'ny tagnako. Raha misy ôla tsy te ny Tompo, enga ane mbô ho vôhozogna izy. Ho tonga, ny Tompotsika! Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Tompo. Ho aminareo daôly ny fitiavao akao amin'i Jesosy Kristy. [Fanamarihana: Ny dikan-teny talô de magnampy hoe: "Amena." Fa ny vaovao hafa, akao agnatin'zany ny ULB sy ny UDB, de manala an'zany.] \ No newline at end of file