auto save
This commit is contained in:
parent
54b5d46191
commit
8623e1d142
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa zao no lazaiko, ry rahalà: Foy ny fotôna. Manomboka zao, aleo reo z'efa manam-bady hiaigna ho ôtran'ny tsy managna. Reo ze mitomany de tokony hagnano ho ôtrany tsy mitomany, reo ze mifaly ho ôtrany tsy mifaly, ary reo ze mividy ho ôtrany tsy magnana na ino na ino; ary reo ze mampiasa zao tontolo zao de tsy tokony hagnano ôtrany mampiasa zany tanteraka. Satria zao tontolo zao amin'ny endrigny am
|
||||
Fa zao no lazaiko, ry rahalà: Foy ny fotôna. Manomboka zao, aleo reo z'efa manam-bady hiaigna ho ôtran'ny tsy managna. Reo ze mitomany de tokony hagnano ho ôtrany tsy mitomany, reo ze mifaly ho ôtrany tsy mifaly, ary reo ze mividy ho ôtrany tsy magnana na ino na ino; ary reo ze mampiasa zao tontolo zao de tsy tokony hagnano ôtrany mampiasa zany tanteraka. Satria zao tontolo zao amin'ny endrigny am'zao fotôgna zao de ho tonga am
|
Loading…
Reference in New Issue