auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-25 13:59:22 +08:00 committed by root
parent 754143b477
commit 845575832e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Fa raha ny makasika ny finanana anina natao sorogna ho an'ny sampy de fantatsika fa "ny sampy aketo amin'zao tontolo zao de tsinontsinona" ary "fa tsy misy Andriamanitra afa-tsy raika iany." \v 5 Fa metsy misy reo mody antsovina hoe andriamanitra, na akaigny an-dagnitra na aketo an-tany, salan'ny habetsan'reo "andriamanitra" sy ny habetsan'reo "tompo." \v 6 Fa ho antsika, "Raika iany no Andriamanitra de le Ray, ze avy aminy ra daôly, ary Izy no antony hivelomantsika, ary raika no Tompo Jesosy Kristy, ze tamin'ny alalany no nisian'ny ra daôly, ary tamin'ny alalny no nisiantsika."
\v 4 Fa raha ny makasika ny finanana anina natao sorogna ho an'ny sampy de fantatsika fa "ny sampy aketo am-zao tontolo zao de tsinontsinona" ary "fa tsy misy Andriamanitra afa-tsy raika iany." \v 5 Fa metsy misy reo mody antsovina hoe andriamanitra, na akaigny an-dagnitra na aketo an-tany, salan'ny habetsan'reo "andriamanitra" sy ny habetsan'reo "tompo." \v 6 Fa ho antsika, "Raika iany no Andriamanitra de le Ray, ze avy aminy ra daôly, ary Izy no antony hivelomantsika, ary raika no Tompo Jesosy Kristy, ze tamin'ny alalany no nisian'ny ra daôly, ary tamin'ny alalny no nisiantsika."