auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-22 16:35:33 +03:00 committed by root
parent 9ac135e3be
commit 843b9bc4cd
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny ôla ze tsy ara-panahy de tsy mandray reo ra ze an'ny Fanahin'Andriamanitra, satria fadalana amin'azy regny. Tsy afaka mafantatra an'regny izy satria famantarana ara-panahy regny. Ze ara-panahy de mitsara ny ra daôly, fa tsy hiasan'ny fitsaran'ny hafa izy. "Fa iza no afaka mafantatra ny fisaignan'ny Tompo no afaka hampianatra an'Azy?" Fa zahay managna ny fisainan'i Kristy.
\v 14 \v 15 \v 16 Ny ôla ze tsy ara-panahy de tsy mandray reo ra ze an'ny Fanahin'Andriamanitra, satria fadalana amin'azy regny. Tsy afaka mafantatra an'regny izy satria famantarana ara-panahy regny. Ze ara-panahy de mitsara ny ra daôly, fa tsy hiasan'ny fitsaran'ny hafa izy. "Fa iza no afaka mafantatra ny fisaignan'ny Tompo no afaka hampianatra an'Azy?" Fa zahay managna ny fisainan'i Kristy.

View File

@ -1 +1 @@
Tsy tsara ny fireareanareo! Tsy fantatrareo ma fa ny masirasira kely de magnova ny mofo manontolo. Diovy ny tegnanareo amin'ny masirasira talô mbô ho tonga mofo vaovao anareo, ka mbô ho tonga mofo tsy misy masirasira anareo. Fa kristy, le Zanak'ondrintsika tamin'ny Paka, de natao sorona. Noho zany de ôka tsika hankalaza ny firavoravôna, tsy amin'ny masirasira talô, le masirasiran'ny fitondran-tegna ratsy sy faratsena. Fa kosa, ôka tsika hankalaza amin'ny mofo tsy misy masirasiran'ny faduivam-po sy fahamarinana.
\v 6 \v 7 \v 8 Tsy tsara ny fireareanareo! Tsy fantatrareo ma fa ny masirasira kely de magnova ny mofo manontolo. Diovy ny tegnanareo amin'ny masirasira talô mbô ho tonga mofo vaovao anareo, ka mbô ho tonga mofo tsy misy masirasira anareo. Fa kristy, le Zanak'ondrintsika tamin'ny Paka, de natao sorona. Noho zany de ôka tsika hankalaza ny firavoravôna, tsy amin'ny masirasira talô, le masirasiran'ny fitondran-tegna ratsy sy faratsena. Fa kosa, ôka tsika hankalaza amin'ny mofo tsy misy masirasiran'ny faduivam-po sy fahamarinana.