auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 08:15:19 +08:00 committed by root
parent 2cfae3f35d
commit 81b01870f8
1 changed files with 1 additions and 2 deletions

View File

@ -1,2 +1 @@
\v 21 Tamin'reo ze avelan'ny lalàna, de lasa
ôtrany ôla avelan'ny lalàna za, na de tsy avelan'ny lalàn'Andriamanitra aza ny tegnako, fa ambanin'ny lalàn'i Kristy. Nagnano zany za mba haazôko reo ze ambanin'ny lalàna. \v 22Teo amin'reo malemy de lasa malemy za, mba haazôko reo malemy. Tonga ra daôly ho an'ny olo daôly za, mba hamonjeko ny sasagny amin'ny fomba rehetra. \v 23 Magnano ny ra daôly za ho an'ny filazantsara, mba hafako mandray anjara amin'reo fitahian'zany.
\v 21 Tamin'reo ze avelagnin'ny lalàna, de lasana salan'ny ôla avelagnin'ny lalàna za, na de tsy avelagnin'ny lalàn'Andriamanitra aza ny tegnako, fa ambanin'ny lalàn'i Kristy. Nagnano zany za mba haazôko reo ze ambanin'ny lalàna. \v 22Teo amin'reo malemy de lasa malemy za, mba haazôko reo malemy. Tonga ra daôly ho an'ny olo daôly za, mba hamonjeko ny sasagny amin'ny fomba rehetra. \v 23 Magnano ny ra daôly za ho an'ny filazantsara, mba hafako mandray anjara amin'reo fitahian'zany.