auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-11 13:08:43 +08:00 committed by root
parent 7b90558171
commit 7c95667402
8 changed files with 0 additions and 8 deletions

View File

@ -1 +0,0 @@
\v 18 Fa ny hafatra mômba ny hazo fijalegna de fadalagna amin'reo ze ho faty. Fa akeo amin'reo ze ho vonjen'Andriamanitra kosa, de herin'Andriamanitra zany. \v 19 Fa vôsoratra hoe: "Ho poteko ny faendren'ny hendry. Ho foanako ny falalan'ny mahay."

View File

@ -1 +0,0 @@
\v 20 Aiza ny ôlon-kendry? Aiza ny magna-pahaizagna? Aiza ny mpiady hevitra an'zao tontolo zao? Moa tsy navadik'Andriamanitra ho fahadalagna ma ny fahendren'zao tontolo zao? \v 21Satria tsy nalala an'Andriamanitra zao tontolo zao tao amin'ny faendreny, de sitrak'Andriamanitra ny hamonjy reo ze mino amin'ny alalan'ny fadalan'ny fitoriagna.

View File

@ -1 +0,0 @@
\v 22 Fa reo Jiosy de mangataka famantaragna magaga ary reo Grika mitsikaraka faendregna. \v 23 Fa zay mitory an'i Kristy vôhombo, ze vato fagnafitohignana ho an'reo Jiosy ary fadalana ho an'reo Grika.

View File

@ -1 +0,0 @@
\v 24 Fa ho an'reo ze nantsoin'Andriamanitra, reo Jiosy sy reo Grika, de mitory an'i Kristy ôtrany ny hery sy faendren'Andriamanitra zay.\v 25 Fa ny fadalan'Adriamanitra de hendry nony ôla, ary ny falemen'Andriamanitra de matanjaka nony ôla.

View File

@ -1 +0,0 @@
\v 26 Hevero ny fentsogna anareo, ry ralà. Tsy betsaka taminareo no hendry raha ny amin'ny maha olombelona. Tsy betsaka taminareo no naeno. Tsy betsaka taminareo no ambogny firazagnana. \v 27 Fa Andriamanitra de nisafidy reo ra adalan'zao tontolo zao mba hampamegnatra ny hendry. Andriamanitra de nisafidy ze malemy akeo amin'zao tontolo zao mba hampamenatra ze matanjaka.

View File

@ -1 +0,0 @@
\v 28 Andriamanitra de nisafidy ze ambany sy ambony eto amin'zao tontolo zao. Na Iza aza de nifidy reo ra ze noeverigna ho tsinontsinona, mba hatônga tsinontsinona reo ra ze atao ho manan-danja. \v 29 Natôgny zany mba tsisy hagnana antony hirerehagna akeo anatreny.

View File

@ -1 +0,0 @@
\v 30 Nony nataon'Andriamanitra, amizao nareo de akao amin'i Krisy Jesosy, ze lasa faendregna ho antsika avy amin'Andriamanitra. Izy de lasa famarignantsika, famasignantsika ary fahafantsika. \v 31 Vôkatr'zany, araka ze vôlazan'ny Soratra Masigna hoe: "Ôka ze mireharea, hirehare akao amin'ny Tompo."

View File

@ -1 +0,0 @@
\v 23 Fa niresiko avy amin'ny Tompo iany kô ze ampitaiko anareo, fa Jesosy Tompo, tamin'ny alina ze namadihana an'Azy, de naka mofo.\v 24 Rafa avy nisôtra Izy, de nanapaka zany ary niteny hoe: "Ity ny vatako, ze ho anareo. Atôvy zao ho fatsiarovangna an'Ana."