diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt index 5e01599..4d99717 100644 --- a/01/01.txt +++ b/01/01.txt @@ -1 +1 @@ -Paoly, nantsoin'Jesosy Kristy mba ho Apostoly nony sitrapon'Andriamanitra, ho an'ny fiangonan'Andriamanitra akao Korinto, ho an'reo ze nohamasignina tao amin'i Krisy Jesosy, ze vontso ho ola masigna. Magnoratra ho an'reo rehetra ze miantso ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika amin'ny toeragna rehetra iany ko zany, de Tompon'jareo sy antsika. Ho aminareo anie ny fasovana sy ny fiadagnana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. \ No newline at end of file +\v 1 Paoly, nantsoin'Jesosy Kristy mba ho Apostoly nony sitrapon'Andriamanitra, \v 2 ho an'ny fiangonan'Andriamanitra akao Korinto, ho an'reo ze nohamasignina tao amin'i Krisy Jesosy, ze vontso ho ola masigna. Magnoratra ho an'reo rehetra ze miantso ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika amin'ny toeragna rehetra iany ko zany, de Tompon'jareo sy antsika. \v 3 Ho aminareo anie ny fasovana sy ny fiadagnana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. \ No newline at end of file diff --git a/01/04.txt b/01/04.txt index b75ebfc..30e667f 100644 --- a/01/04.txt +++ b/01/04.txt @@ -1 +1 @@ -Izao de magnome fisaoragna ho an'Andriamanitro ho anareo fona nony fasoavan'Andriamanitra ze nomen'i Jesosy Kristy anareo. Nataony nagnankarena tamin'y fomba daoly nareo, tamin'ny fiteny rehetra sy ny falalagna rehetra, raha vao voporofo fa marigna ny fagnambaran momban'i Kristy. \ No newline at end of file +\v 4 \v 5 \v 6 Izao de magnome fisaoragna ho an'Andriamanitro ho anareo fona nony fasoavan'Andriamanitra ze nomen'i Jesosy Kristy anareo. Nataony nagnankarena tamin'y fomba daoly nareo, tamin'ny fiteny rehetra sy ny falalagna rehetra, raha vao voporofo fa marigna ny fagnambaran momban'i Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/01/07.txt b/01/07.txt index 5ea519f..4356bfa 100644 --- a/01/07.txt +++ b/01/07.txt @@ -1 +1 @@ -Nony zany nareo de tsy ory fagnomezam-pasoavana akeo am-pendrasagnareo fatratra ny fagnambarana an'i Jesosy Kristy Tompontsika. Izy iany ko de hampahery anareo hatramin'ny farany, mba tsy hagnan-tsiny anareo amin'ny andron'i Jesosy Kristy Tompontsika anareo ho amin'ny firaisana amin'ny Zagnany la, Jesosy Kristy Tompontsika. \ No newline at end of file +\v 7 \v 8 \v 9 Nony zany nareo de tsy ory fagnomezam-pasoavana akeo am-pendrasagnareo fatratra ny fagnambarana an'i Jesosy Kristy Tompontsika. Izy iany ko de hampahery anareo hatramin'ny farany, mba tsy hagnan-tsiny anareo amin'ny andron'i Jesosy Kristy Tompontsika anareo ho amin'ny firaisana amin'ny Zagnany la, Jesosy Kristy Tompontsika. \ No newline at end of file diff --git a/01/10.txt b/01/10.txt index 9dce8b2..c3630ce 100644 --- a/01/10.txt +++ b/01/10.txt @@ -1 +1 @@ -Amin'zao de mampirisika anareo za, ry rala, amin'ny anaran' Jesosy Kristy Tompontsika, mba hifagnaraka nareo daoly, ary tsy hisy fisarana akeo aminareo. Mampirisika za mba hikambagna amin'ny saina mitovy sy tanjogna mitovy nareo. Fa efa natao mazava tamina, ry rala, tamin'ny alalan'ny vaokan'i Kloe fa misy fifampandanina akeo aminareo. \ No newline at end of file +\v 10 \v 11 Amin'zao de mampirisika anareo za, ry rala, amin'ny anaran' Jesosy Kristy Tompontsika, mba hifagnaraka nareo daoly, ary tsy hisy fisarana akeo aminareo. Mampirisika za mba hikambagna amin'ny saina mitovy sy tanjogna mitovy nareo. Fa efa natao mazava tamina, ry rala, tamin'ny alalan'ny vaokan'i Kloe fa misy fifampandanina akeo aminareo. \ No newline at end of file diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt index 20ce1bc..f45c3cd 100644 --- a/01/12.txt +++ b/01/12.txt @@ -1 +1 @@ -NY teko ambara de zao: Ny tsirairay aminareo samy magnano hoe: "Za miaraka amin'i Paoly," na "Za miaraka amin'i Kefasy," na "Za miaraka amin'i Krisy." Vozarazara ma Kristy? Paoly ma no nomboagna ho anareo? Tamin'ny agnaran'i Paoly ma no nagnaovana batisa anareo? \ No newline at end of file +\v 12 \v 13 NY teko ambara de zao: Ny tsirairay aminareo samy magnano hoe: "Za miaraka amin'i Paoly," na "Za miaraka amin'i Kefasy," na "Za miaraka amin'i Krisy." Vozarazara ma Kristy? Paoly ma no nomboagna ho anareo? Tamin'ny agnaran'i Paoly ma no nagnaovana batisa anareo? \ No newline at end of file diff --git a/01/17.txt b/01/17.txt index 6bf4954..f7e6dd6 100644 --- a/01/17.txt +++ b/01/17.txt @@ -1 +1 @@ -Fa Kisty de tsy nagniraka an'ana mba hampagnano batisa fa hitory ny filazantsara. Izy tsy nandefa an'ana hitory amin'ny tenin'ny faendren'ny olombelona, mba tsy no fona ny herin'ny hazofijalian'i Kristy. \ No newline at end of file +\v 17 Fa Kisty de tsy nagniraka an'ana mba hampagnano batisa fa hitory ny filazantsara. Izy tsy nandefa an'ana hitory amin'ny tenin'ny faendren'ny olombelona, mba tsy no fona ny herin'ny hazofijalian'i Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/01/18.txt b/01/18.txt index 8ff0370..4148027 100644 --- a/01/18.txt +++ b/01/18.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ny hafatra momba ny hazo fijalina de fahadalagna amin'reo ze ho faty. Fa akeo amin'reo ze ho vonjen'Andriamanitra kosa, de herin'Andriamanitra zany. Fa vosoratra hoe: "Ho poteko ny faendren'ny hendry. Ho foanako ny falalan'ny mahay." \ No newline at end of file +\v 18 \v 19 Fa ny hafatra momba ny hazo fijalina de fahadalagna amin'reo ze ho faty. Fa akeo amin'reo ze ho vonjen'Andriamanitra kosa, de herin'Andriamanitra zany. Fa vosoratra hoe: "Ho poteko ny faendren'ny hendry. Ho foanako ny falalan'ny mahay." \ No newline at end of file diff --git a/01/20.txt b/01/20.txt index 83af38b..cafeedf 100644 --- a/01/20.txt +++ b/01/20.txt @@ -1 +1 @@ -Aiza ny olon-kendry? Aiza ny magnamt-pahaizagna? Aiza ny mpiady hevitra an'zao tontolo zao? Moa tsy navadik'Andriamanitra ho fahadalagna ma ny fahendren'zao tontolo zao? Satria tsy nahalala an'Andriamanitra zao tontolo zao tao amin'ny fahendreny, de sitrak'Andriamanitra ny hamonjy reo ze mino amin'ny alalan'ny fadalan'ny fitoriagna. \ No newline at end of file +\v 20 \v 21 Aiza ny olon-kendry? Aiza ny magnamt-pahaizagna? Aiza ny mpiady hevitra an'zao tontolo zao? Moa tsy navadik'Andriamanitra ho fahadalagna ma ny fahendren'zao tontolo zao? Satria tsy nahalala an'Andriamanitra zao tontolo zao tao amin'ny fahendreny, de sitrak'Andriamanitra ny hamonjy reo ze mino amin'ny alalan'ny fadalan'ny fitoriagna. \ No newline at end of file diff --git a/01/22.txt b/01/22.txt index 8671d32..c17bc0d 100644 --- a/01/22.txt +++ b/01/22.txt @@ -1 +1 @@ -Fa reo Jiosy de mangataka famantaragna magaga ary reo Grika mikaroka faendregna. Fa zay mitory an'i Kristy voahombo,ze vato fagnafitohignana ho an'reo Jiosy ary fadalana ho an'reo Grika. \ No newline at end of file +\v 22 \v 23 Fa reo Jiosy de mangataka famantaragna magaga ary reo Grika mikaroka faendregna. Fa zay mitory an'i Kristy voahombo,ze vato fagnafitohignana ho an'reo Jiosy ary fadalana ho an'reo Grika. \ No newline at end of file diff --git a/01/24.txt b/01/24.txt index 6a21d5a..f8c4b59 100644 --- a/01/24.txt +++ b/01/24.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ho an'reo ze nantsoin'Andriamanitra, reo Jiosy sy reo Grika, de mitory an'i Kristy otrany ny hery sy faendren'Andriamanitra zay. Fa ny fadalan'Adriamanitra de hendry nony ola, ary ny falemen'Andriamanitra de matanjaka nony ola. \ No newline at end of file +\v 24 \v 25 Fa ho an'reo ze nantsoin'Andriamanitra, reo Jiosy sy reo Grika, de mitory an'i Kristy otrany ny hery sy faendren'Andriamanitra zay. Fa ny fadalan'Adriamanitra de hendry nony ola, ary ny falemen'Andriamanitra de matanjaka nony ola. \ No newline at end of file