auto save
This commit is contained in:
parent
9facb09931
commit
76574e6231
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 20 Fa refa miangona anareo, de tsy ny Fanasan'ny Tompo no hoaninareo. \v 21Rafa mihinana anareo, de samby mihinana ny ahaniny manôkana ny tsirairay alôn'ny hisakafoan'reo hafa. Nôgna ny raika, ary ny hafa lasa mamo. \v 22Tsy magnana trano inana-kanigna sy isotrogna ma nareo? Ho tsinontsiniavinareo ma ny fiangonan'Andriamanitra ka haetrinareo zany tsy magnana na ino na ino? Ino no tôkony ho teneniko aminareo? Tôkony hidera anareo ma za? Tsy hidera anareo amin'zany za!
|
||||
\v 20 Fa refa miangona anareo, de tsy ny Fanasan'ny Tompo no hoaninareo. \v 21Rafa mihinana anareo, de samby mihinana ny ahaniny manokana ny tsiraikaraika alôn'ny ihinanan hafa. Nôgna ny raika, ary ny hafa lasa mamo. \v 22Tsy magnana trano inana-kanigna sy isotrogna ma nareo? Ho tsinontsiniavinareo ma ny fiangonan'Andriamanitra ka haetrinareo zany tsy magnana na ino na ino? Ino no tôkony ho teneniko aminareo? Tôkony hidera anareo ma za? Tsy hidera anareo amin'zany za!
|
Loading…
Reference in New Issue