auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-24 11:01:53 +08:00 committed by root
parent c73080dcd8
commit 759129fcee
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ny tsiraikaraika de afaka mifandimby mamignany mba hafahan'ny tsiraikar
Fa ny tsiraikaraika de afaka mifandimby mamignany mba hafahan'ny tsiraikaraika mianatra ary mba hahery ny daôly. Fa ny fagnan'reo mpamignany de akeo amban'ny fagnaraha-mason'reo mpamignany. Fa Andriamanitra de tsy Andriamanitra ny fikorontanana, fa ny fiadanana. Zany no fitsipika ho an'reo fengonan'reo mpino daôly.