auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-10 05:43:07 +08:00 committed by root
parent ccc7e2674c
commit 7001c688d0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
N\v 28 \v 27 a iza na iza, non'izany, mignana ny mofo na misotro amin'ny kapokan'ny Tompo amin'ny fomba tsy mendrika, de ho meloka ny amin'ny vatana sy ny ran'ny Tompo. Oka handinika ny tegnany alo ny ola, ary amin'zany de oka hignana ny mofo ary hisotro amin'ny kapoka izy.\v 29 Fa izy ze mignana sy misotro ka tsy mafantatra ny vatana, de mignana sy misotro fitsarana ho an'ny tegnany.\v 30 Zany no matonga ny maro aminareo ho osa sy marary, ary ny sasagny aminareo ho faty.
\v 27 Na iza na iza, non'izany, mignana ny mofo na misotro amin'ny kapôkan'ny Tompo amin'ny fômba tsy mendrika, de ho meloka ny amin'ny vatagna sy ny ràn'ny Tompo. \v 28 Ôka handinika ny tegnany alô ny ôla, ary amin'zany de ôka hignana ny mofo ary hisotro amin'ny kapôka izy. \v 29Fa izy ze mignana sy misotro ka tsy mafantatra ny vatana, de mignana sy misotro fitsarana ho an'ny tegnany.\v 30 Zany no matonga ny maro aminareo ho osa sy marary, ary ny sasagny aminareo ho faty.