auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-12 13:52:05 +08:00 committed by root
parent d4b7a89074
commit 6da6d2fb04
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Teko ho hainareo, ry ralà, fa reo raintsika de takao ambanin'ny rahogna daôly ary namakivaky ny ranomasina.\v 2Ny retraretra de natao batisa ho amin'i Mosesy takao amin'ny rahogna sy takao amin'ny ranomasina,\v 3ary ny retraretra de samy nihinana sakafom-panahy mitovy.\v 4 Ny retraretra de nisotro ranom-pananhy mitovy. Fa zareo reo de nisotro tamin'ny vatolapim-panahy se nagnaraka anazy reo de Kristy zany vatolampy zany.
\v 2 \v 18 Tzano reo vaôkan'ny Israely: moa ve reo ze mihinana reo fanatitra tsy mandray anjara eo amin'ny alitara? \v 19 Ino no ho lazaiko? Hoe tsy misy dikany ve zany ny sampy? Sa ny ahagnina ze natao fanatitra tamin'ny sampy no tsy misy dikany?

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Fa mikorana momba ny ra ze ataon'ny Jentilisa mpanompo sampy fanatitra za, fa omen-jareo an'reo demonia reny ra reny fa tsy an'Andriamanitra. Tsy teko nareo ho mpombona amin'ny demonia?\v 21 Tsy afaka misotro ny akapôkan'ny Tompo sy ny kaôkan'ny demonia ianareo. Tsy afaka miray eo amin'ny latabatry ny Tompo sy ny latabatrny demonia nareo.\v 22 Samanoa ny mahasaro-piaro ny Tmpo ve tsika? Mahery no Izy ve tsika?
\v 20 Fa mikorana momba ny ra ze ataon'ny Jentilisa mpanompo sampy fanatitra za, fa omen-jareo an'reo demonia reny ra reny fa tsy an'Andriamanitra. Tsy teko nareo ho mpombona amin'ny demonia?\v 21 Tsy afaka misotro ny akapôkan'ny Tompo sy ny kaôkan'ny demonia ianareo. Tsy afaka miray eo amin'ny latabatry ny Tompo sy ny latabatrny demonia nareo. \v 22 Samanoa ny mahasaro-piaro ny Tmpo ve tsika? Mahery no Izy ve tsika?