auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 08:15:19 +08:00 committed by root
parent 15b60a719b
commit 683cde9f38
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Rafa mampihatra zany zo zany avy aminareo reo hafa, nga ma zahay tsy managna mihôtra? Na de zany aza, tsy nitaky zany zo zany zahay. Fa kosa, naleonay niaritra ny ra daoly ôtrany ze ho sakana ho an'ny filazantsaran'i Kristy. \v 13 Nga ma tsy fantatrareo fa reo ze manompo ao amin'ny tempoly de maazo ny sakafon'jareo avy akao amin'ny tempoly? Ary nga ma tsy fantatrareo fa reo ze manompo akeigny amin'ny alitara de maazo anjara amin'ze natao fanatitra teo amin'ny alitara? \v 14Ôtrany zany kô, ny Tompo de nandidy fa reo ze mitory ny filazantsara de tokony haazo ny fiveloman'jareo avy amin'ny filazantsara.
\v 12 Rafa mampihatra zany zo zany avy aminareo reo hafa, nga ma zahay tsy managna mihôtra? Na de zany aza, tsy nitaky zany zo zany zahay. Fa kosa, naleonay niaritra ny ra daoly salan'ze ho sakana ho an'ny filazantsaran'i Kristy. \v 13 Nga ma tsy fantatrareo fa ireo ze manompo akao amin'ny tempoly de mahazo ny sakafon-jareo avy akao amin'ny tempoly? Ary nga ma tsy fantatrareo fa reo ze manompo akaigny amin'ny alitara de mahazo anjara ami'ze natao fanatitra teo amin'ny alitara? Salan'zany kô, ny Tompo de nandidy fa reo ze mitory ny filazantsara de tokony haazo ny fiveloman'jareo avy amin'ny filazantsara.