auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-25 13:59:23 +08:00 committed by root
parent 45f7b1f107
commit 673a2e06ff
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Fa avilao fotsiny ny tsiraikaraika avy hiaigna ny fiaignana ze efa nanendren'ny Tompo an'azy, ary araka ny efa nagnantsovan'Andriamanitra an'azy. Io no fitsipiko akao amin'ny fiangonana daôly. \v 18 Efa vôfora ve ny ôla raika rafa hiezaka ny hisehoseho salan'ny tsy vôfora. Tsy vôfora ve ny ôla raika rafa nantsovina ho amin'ny fonona? Tsy tokony ho foraina izy. \v 19 Satria tsy ny famorana na ny tsy famorana no ra-leibe. Ny ra-leibe de ny fankatoavana ny didin'Andriamanitra.
\v 17 Fa avilao fotsiny ny tsiraikaraika avy hiaigna ny fiaignana ze efa nanendren'ny Tompo an'azy, ary araka ny efa nagnantsovan'Andriamanitra an'azy. Io no fitsipiko akao amin'ny fengonana daôly. \v 18 Efa vôfora ve ny ôla raika rafa hiezaka ny hisehoseho salan'ny tsy vôfora. Tsy vôfora ve ny ôla raika rafa nantsovina ho amin'ny fonona? Tsy tokony ho foraina izy. \v 19 Satria tsy ny famorana na ny tsy famorana no ra-leibe. Ny ra-leibe de ny fankatoavana ny didin'Andriamanitra.