auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 08:15:19 +08:00 committed by root
parent 06522853e7
commit 666572e26f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Fa zany de efa vôsoratra akao amin'ny lalàn'i Mosesy hoe: "Aza asena fato-bava ny omby rafa miely vo izy" Tegna le omby tokoa ma no hiahian'Andriamanitra? \v 10 Tsy miresaka momba anay ma izy? Efa nosoratagna ho antsika, fa ze miasa tany de tokony hiasa amin'ny fagnatenana, ary ze mively de tokony hively amin'ny fagnantenana ny haazo anjara amin'ny vokatra. \v 11 Raha namafy ra ar-pagna teo aminareo zay, nga be lôtra aminay ma ny mijinja ra ara-materialy avy aminareo?
\v 9 Fa zany de efa vôsoratra akao amin'ny lalàn'i Mosesy hoe: "Aza asena fehi-vava ny omby rafa miely vo izy." Tegna le omby tokoa ma no hiahian'Andriamanitra? \v 10 Tsy miresaka momba an'nay ma izy? Efa nosoratagna ho antsika, fa ze miasa tany de tokony hiasa amin'ny fagnatenana, ary ze mively de tokony hively amin'ny fagnantenana ny haazo anjara amin'ny vokatra. \v 11 Raha namafy ra ar-pagna teo aminareo zay, nga be lôtra aminay ma ny mijinja ra ara-materialy avy aminareo?