auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-06 17:38:44 +03:00 committed by root
parent 1652786634
commit 63de670b51
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Am'zao fotôna zao zahay de tegna mitare fahendrena akeo am'reo matanjaka, fa tsy ny fahendren'zao tontolo zao, na ny an'reo mpanapaka zao vanin'andro zao, ze mandalo fôgna. \v 7 Fa kosa, milaza ny fahendren'Andriamanitra amin'ny fahamarinana misitrika zahay, le fahendrena misitrika ze notendren'Andriamanitra mialô an'reo vanin'andro daôly ho voninahitsika.
\v 6 Am'zao fotôna zao tsika de tegna mitare fahendrena akeo am'reo matanjaka, fa tsy ny fahendren'zao tontolo zao, na ny an'reo mpanapaka zao vanin'andro zao, ze mandalo fôgna. \v 7 Fa kosa, milaza ny fahendren'Andriamanitra amin'ny fahamarinana misitrika tsikana, le fahendrena misitrika ze notendren'Andriamanitra melô talôn'reo vanin'andro daôly ho voninahitsika.