auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-19 06:27:19 +08:00 committed by root
parent 0e9c995c3d
commit 614daf2f4c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mô tsy fantatrareo ma fa ny tsy marina de tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mino ny lainga. Ny fijangajangana, ny fanopôtsampy, ny fakana vadin'ôla sy ny sarim-bavy sy 'reo sôdômita, ny mpangalatra, ny mpierigna, ny mpimamo, ny mpagnaratsy, ny mpagnano an-keriny - tsy raika amin-jareo reo
Mô tsy fantatrareo ma fa ny tsy marina de tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mino ny lainga. Ny fijangajangana, ny fanopôtsampy, ny fakana vadin'ôla sy ny sarim-bavy sy 'reo sôdômita, ny mpangalatra, ny mpierigna, ny mpimamo, ny mpagnaratsy, ny mpagnano an-keriny - tsy raika amin-jareo reo no handova ny fanjakan'Andriamanitra. Fa salan'zany sy ny sasagny