auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-05 15:12:49 +03:00 committed by root
parent 05fd51a845
commit 5d7c90efe1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa tsy niaka ny fanahin'zao tontolo zao tsika, fa fanahy ze avy aigny amin'Andriamanitra, mbô hafatsika mafantatra reo ra omena antsika maimaimpôgna avy amin'Andriamanitra. Miteny momba reo ra reo amin'ny teny ze tsy hain'ny fahendren'olombelona ampenarina zahay, fa ze ampenarin'ny Fanahy an'nay. Ny Fanahy no mandika ny teny ara-panahy miaraka amin'ny fahendrena ara-panahy.
\v 12 Fa tsy niaka ny fanahin'zao tontolo zao tsika, fa fanahy ze avy aigny amin'Andriamanitra, mbô hafatsika mafantatra reo ra omena antsika maimaimpôgna avy amin'Andriamanitra.\v 13 Miteny momba reo ra reo amin'ny teny ze tsy hain'ny fahendren'olombelona ampenarina zahay, fa ze ampenarin'ny Fanahy an'nay. Ny Fanahy no mandika ny teny ara-panahy miaraka amin'ny fahendrena ara-panahy.