auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-22 16:35:33 +03:00 committed by root
parent d408173eec
commit 5cd29d49cd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nefa am'zao fotôna zao za manoratra ho an'nareo mbô tsy hiara-hiasa miaraka amin'iza na iza ze antsovina hoe rahala nefa miaigna
Nefa am'zao fotôna zao za manoratra ho an'nareo mbô tsy hiara-hiasa miaraka amin'iza na iza ze antsovina hoe rahala nefa miaigna akao agnatin'ny fijangajangana, na ze tsy mahonon-tegna, na mpanompo sampy, na mpiteny ratsy, na mpimamo, na mpisoloky. Aza minan-kanina miaraka amin'ôla ôtran'zany mitsy. Fa ino no idirako amin'ny fitsarana reo ze aigny ivelan'ny fiangonana?