auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-22 16:35:33 +03:00 committed by root
parent 53054a6926
commit 5bc880f9a5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa na de tsy aketo aza ny tegnako nefa de takeo ihany ny fanahiko, de efa nitsara sahady ny raika ze nagnano an'zany za, salan'ny hoe takeo za. Rafa miara-mivory amin'ny agnaran'i Jesosy Tompotsika anareo, ary ny fanahiko de akao salan'ny akao amin'ny herin'i Jesosy Tompotsika, de efa nitsara io ôla io sahady za. Nataoko zany mbô hagnomezako zany leila zany ho an'i Satana, ho fanilbana ny nofo, mbô ho vôvonjy ny fanah
Fa na de tsy aketo aza ny tegnako nefa de takeo ihany ny fanahiko, de efa nitsara sahady ny raika ze nagnano an'zany za, salan'ny hoe takeo za. Rafa miara-mivory amin'ny agnaran'i Jesosy Tompotsika anareo, ary ny fanahiko de akao salan'ny akao amin'ny herin'i Jesosy Tompotsika, de efa nitsara io ôla io sahady za. Nataoko zany mbô hagnomezako zany leila zany ho an'i Satana, ho fanilbana ny nofo, mbô ho vôvonjy ny fanahiny amin'ny andron'ny Tompo.