Mon Jun 08 2020 17:07:12 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 17:07:12 +03:00
parent 413011720a
commit 59a01719d2
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Ho an'ny raika hafa no nagnomezana ny finoana tamin'ny alalan'ny Fanahy raika, ary ho an'ny raika hafa reo fagnomezam-pahasoavana hagnasitrana amin'ny alalan'ny Fanahy raika. Ho an'ny raika hafa no nagnomezana an'reo asan'ny hery, ary ho an'ny raika hafa faminagnena. Ho an'ny raika hafa de namena ny fahafana magnavaka reo fanahy, ho an'ny raika hafa reo karazana fiteny samihafa, ary ho an'ny raika hafa ny fandikana teny. Fa ny Fanahy raika fôgna no miasa akao am'zany ra daôly zany, magnome an'reo fagnomezam-panahy ho an'ny ôla isanisany avy, araka ze nofidiny.
\v 9 Ho an'ny raika hafa no nagnomezana ny finoana tamin'ny alalan'ny Fanahy raika, ary ho an'ny raika hafa reo fagnomezam-pahasoavana hagnasitrana amin'ny alalan'ny Fanahy raika. \v 10 Ho an'ny raika hafa no nagnomezana an'reo asan'ny hery, ary ho an'ny raika hafa faminagnena. Ho an'ny raika hafa de namena ny fahafana magnavaka reo fanahy, ho an'ny raika hafa reo karazana fiteny samihafa, ary ho an'ny raika hafa ny fandikana teny. \v 11 Fa ny Fanahy raika fôgna no miasa akao am'zany ra daôly zany, magnome an'reo fagnomezam-panahy ho an'ny ôla isanisany avy, araka ze nofidiny.

1
12/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 12