From 595498ecdef02ee9d7438b6d7d2762556a25c5b3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Wed, 25 Mar 2020 12:09:35 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 06/09.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/06/09.txt b/06/09.txt index 9377467..ee79a0d 100644 --- a/06/09.txt +++ b/06/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 Mo tsy fantatrareo ma fa ny tsy marina de tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mino ny lainga. Reo vetaveta, reo mpanompo sampy, reo mpijangajanga, reo lehilà mpivaro-tegna, reo ze \v 10 ny mpangalatra, ny mpierigna, ny mpimamo, ny mpagnaratsy, ny mpagnano an-keriny - tsy raika amin-jareo reo no handova ny fanjakan'Andriamanitra. \v 11 Fa salan'zany sy ny sasagny aminareo. Fa efa voadiko anareo, vômasina anareo, ary vômaina takeo amin'Andriamanitra anareo tamin'ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompo sy tamin'ny Fiangonan'Andriamanitsika. \ No newline at end of file +\v 9 Mo tsy fantatrareo ma fa ny tsy marina de tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mino ny lainga. Reo vetaveta, reo mpanompo sampy, reo mpijangajanga, reo lehilà mpivaro-tegna, reo lehilà miara-matory magnano ny fagnaon'ny \v 10 ny mpangalatra, ny mpierigna, ny mpimamo, ny mpagnaratsy, ny mpagnano an-keriny - tsy raika amin-jareo reo no handova ny fanjakan'Andriamanitra. \v 11 Fa salan'zany sy ny sasagny aminareo. Fa efa voadiko anareo, vômasina anareo, ary vômaina takeo amin'Andriamanitra anareo tamin'ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompo sy tamin'ny Fiangonan'Andriamanitsika. \ No newline at end of file