auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-25 13:59:22 +08:00 committed by root
parent 6c131ac483
commit 53f4453031
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Fa na de afaka amin'ny daôly aza za, de tonga no mpanompo ho an'ny daôly,mba hazaôko betsaka kokoa. \v 20 Takeo amin'ny Jiosy de lasa salan'ny Jiosy zà, mba hazaôko ny Jiosy. Teo ami'reo ze ambanin'ny lalàna, de lasa salan'ny ôla ze ambanin'ny lalàna za mba hazaôko reo ze ambanin'ny lalàna. Nagnano an'izany za na de tsy teo ambanin'ny lalàna aza ny tegnako. [Fanamarihana: Ny baiboly ULB sy ny UDB de mivaky hoe: "Nagnano an'zany za na de tsy teo ambanin'ny lalàna aza ny tegnako." Ny dikan-teny talô sasagny de tsy manisy an'izany.]
\v 19 Fa na de afaka amin'ny daôly aza za, de tonga no mpanompo ho an'ny daôly,mba hazaôko betsaka kokoa. \v 20 Takeo amin'ny Jiosy de lasa salan'ny Jiosy zà, mba hazaôko ny Jiosy. Teo am-reo ze ambanin'ny lalàna, de lasa salan'ny ôla ze ambanin'ny lalàna za mba hazaôko reo ze ambanin'ny lalàna. Nagnano an'izany za na de tsy teo ambanin'ny lalàna aza ny tegnako. [Fanamarihana: Ny baiboly ULB sy ny UDB de mivaky hoe: "Nagnano an'zany za na de tsy teo ambanin'ny lalàna aza ny tegnako." Ny dikan-teny talô sasagny de tsy manisy an'izany.]