auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-11 20:01:22 +03:00 committed by root
parent 0d11987b61
commit 497122df3f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Nefa am'zao fotôna zao za manoratra ho an'nareo mbô tsy hiara-hiasa miaraka amin'iza na iza ze antsovina hoe rahala nefa miaigna akao agnatin'ny fijangajangana, na ze tsy mahonon-tegna, na mpanompo sampy, na mpiteny ratsy, na mpimamo, na mpisoloky. Aza minan-kanina miaraka amin'ôla ôtran'zany mitsy. \v 12 Fa ino no idirako amin'ny fitsarana reo ze aigny ivelan'ny fiangonana? Mifanohitra am'zany, anareo ma tsy tokony hitsara reo ze akao agnatin'ny fiangonna? \v 13 Fa Andrimanitra de mitsara reo ze aigny ivelany. "Esory akeo aminareo ny olon-dratsy."
\v 11 Nefa am'zao fotôna zao za manoratra ho an'nareo mbô tsy hiara-hiasa miaraka amin'iza n'iza ze antsovina hoe rahala nefa miaigna akao agnatin'ny fijangajangana, na ze tsy mahonon-tegna, na mpanompo sampy, na mpiteny ratsy, na mpimamo, na mpisoloky. Aza minan-kanina miaraka amin'ôla ôtran'zany mitsy. \v 12 Fa ino no idirako amin'ny fitsarana reo ze aigny ivelan'ny fiangonana? Mifanohitra am'zany, anareo ma tsy tokony hitsara reo ze akao agnatin'ny fiangonna? \v 13 Fa Andrimanitra de mitsara reo ze aigny ivelany. "Esory akeo aminareo ny olon-dratsy."