auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-19 07:02:14 +08:00 committed by root
parent 83ed68f8a5
commit 494e307edc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mô tsy fantatrareo ma fa ny tsy marina de tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mino ny lainga. Ny fijangajangana, ny fanopôtsampy, ny fakana vadin'ôla sy ny sarim-bavy sy 'reo sôdômita, ny mpangalatra, ny mpierigna, ny mpimamo, ny mpagnaratsy, ny mpagnano an-keriny - tsy raika amin-jareo reo no handova ny fanjakan'Andriamanitra. Fa salan'zany sy ny sasagny aminareo.
Mô tsy fantatrareo ma fa ny tsy marina de tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mino ny lainga. Ny fijangajangana, ny fanopôtsampy, ny fakana vadin'ôla sy ny sarim-bavy sy 'reo sôdômita, ny mpangalatra, ny mpierigna, ny mpimamo, ny mpagnaratsy, ny mpagnano an-keriny - tsy raika amin-jareo reo no handova ny fanjakan'Andriamanitra. Fa salan'zany sy ny sasagny aminareo. Fa efa voadiko anareo, vômasina anareo, ary vômai