auto save
This commit is contained in:
parent
7ec9641310
commit
4734ba0e45
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 1 Paoly, nantsoin'Jesosy Kristy mba ho Apostoly nony sitrapôgn'Andriamanitra, sy\v 2ho an'ny fiangonan'Andriamanitra akao Korinto, ho an'reo ze nohamasignina tao amin'i Krisy Jesosy, ze vontso ho ola masigna. Magnoratra ho an'reo rehetra ze miantso ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika amin'ny toeragna rehetra iany ko zany, de Tompon'jareo sy antsika. \v 3 Ho aminareo anie ny fasovana sy ny fiadagnana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.
|
\v 1 Paoly, nantsoin'Jesosy Kristy mba ho Apostoly nony sitrapôgn'Andriamanitra, \v 2ho an'ny fiangonan'Andriamanitra akao Korinto, ho an'reo ze nohamasignina tao amin'i Krisy Jesosy, ze vôantso ho ôla masigna. Magnoratra ho an'reo daôly ze miantso ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika amin'ny toeragna daôly iany ko zany, de Tompon'jareo sy antsika. \v 3 Ho aminareo anie ny fasovana sy ny fiadagnana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.
|
Loading…
Reference in New Issue