auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 08:15:19 +08:00 committed by root
parent 7e9124bd4a
commit 42d8662084
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24Nga ma tsy fantatrareo fa amin'ny fiazakazana raika ny mpiazakazaka daôly de magnano ny fiazakazana, nefa raika iany no mahazo ny loka? Ka miazakaza mba hahazo ny loka. \v 25 Ny atileta raika de mampiatra ny fifehezan-tegna amin'ny fagnazaran-tegna daôly. Magnano an'zany zareo mba handray satro-boninahitra zay mety maratra, kanefa kosa tsika miazakazaka mba azahôntsika satro-boninaitra tsy mety maratra. \v 26 Ka noho zany de tsy miazakazaka amin'ny tsisy antony zà na mamely totondry amin'ny rivotra. \v27Fa feheziko ny tegnako ary atôko andevo, mba tsy ho lavina ny tegnako, rafa avy nitory tamin'ny hafa za.
\v 24Nga ma tsy fantatrareo fa amin'ny fiazakazana raika ny mpiazakazaka daôly de magnano ny fiazakazana, nefa raika iany no mahazo ny loka? Ka miazakaza mba hahazo ny loka. \v 25 Ny atileta raika de mampiatra ny fifehezan-tegna amin'ny fagnazaran-tegna daôly. Magnano an'zany zareo mba handray satro-boninahitra zay mety maratra, kanefa kosa tsika miazakazaka mba azahôntsika satro-boninaitra tsy mety maratra. \v 26 Ka noho zany de tsy miazakazaka amin'ny tsisy antony zà na mamely tombokondry amin'ny rivotra. \v27Fa fiheziko ny tegnako ary atôko andevo, mba tsy ho lavina ny tegnako, rafa avy nitory tamin'ny hafa za.