auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 08:15:19 +08:00 committed by root
parent 76574e6231
commit 3ce08240ed
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Fa refa miangona anareo, de tsy ny Fanasan'ny Tompo no hoaninareo. \v 21Rafa mihinana anareo, de samby mihinana ny ahaniny manokana ny tsiraikaraika alôn'ny ihinanan hafa. Nôgna ny raika, ary ny hafa lasa mamo. \v 22Tsy magnana trano inana-kanigna sy isotrogna ma nareo? Ho tsinontsiniavinareo ma ny fiangonan'Andriamanitra ka haetrinareo zany tsy magnana na ino na ino? Ino no tôkony ho teneniko aminareo? Tôkony hidera anareo ma za? Tsy hidera anareo amin'zany za!
\v 20 Fa refa miangona anareo, de tsy ny Fanasan'ny Tompo no hoaninareo. \v 21Rafa mihinana anareo, de samby mihinana ny ahaniny manokana ny tsiraikaraika alôn'ny ihinanan'reo hafa. Nôna ny raika, ary ny hafa lasa mamo. \v 22Tsy managna tragno ihinana sy isotrona ma anareo? Ho tsinontsiniavinareo ma ny fiangonan'Andriamanitra ka hahetrinareo ze tsy magnana na ino na ino? Ino no tôkony ho teneniko aminareo? Tôkony hidera anareo ma za? Tsy hidera anareo amin'zany za!