diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt index e91abd1..edf0bab 100644 --- a/01/01.txt +++ b/01/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Paoly, nantsovin'Jesosy Kristy mba ho Apostoly nony sitrapon'Andriamanitra, \v 2ho an'ny fiangonan'Andriamanitra akao Korinto, ho an'reo ze nohamasinina takao amin'i Krisy Jesosy, ze vôantso ho ôla masina. Manoratra ho an'reo daôly ze magnatso ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika amin'ny tôragna daôly iany ko zany, de Tompon'jareo sy antsika. \v 3Ho aminareo anie ny fasoavana sy ny fiadagnana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. \ No newline at end of file +\v 1 Paoly, nantsovin'Jesosy Kristy mba ho Apostoly nony sitrapon'Andriamanitra, \v 2ho an'ny fiangonan'Andriamanitra akao Korinto, ho an'reo ze nohamasinina takao amin'i Krisy Jesosy, ze vôantso ho ôla masina. Manoratra ho an'reo daôly ze magnatso ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika amin'ny tôrana daôly iany ko zany, de Tompon'jareo sy antsika. \v 3Ho aminareo anie ny fasoavana sy ny fiadagnana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. \ No newline at end of file