auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-25 13:59:22 +08:00 committed by root
parent b65711dc50
commit 3af220cb40
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Na de atao hoe mitare amin'ny fitenin'reo ôla sy reo anjely aza za. Fa raha tsy managna fitiavana, de tonga vy magneno na kipantsona mikarantsam-peo za. \v 2 Na de atao aza hoe managna fagnomezan'ny faminagnina ary mahalala reo zava-miafina sy fahalalana daôly aza za, ary managna ny finoana daôly afahana mamindra reo tanety. Fa raha tsy manam-pitiavana; de tsisy dikany za. \v 3 Na de atao hoe magnome ze ra daôly anagnako hamahanana ny mahantra aza za, ary manolotra ny tegnako, de tsy mahazo na ino na ino za. [Fagnamarihana: Ny ULB sy ny UBD de samy managna dikan-teny betsaka, mivaky ôtran'zao hoe: "Ameko mba hodorana ny tegnako." Ny dikan-teny sasagny kosa de mivaky hoe: "Ameko ny tegnako mba ho dorana."]
\v 1 Na de atao hoe mitare amin'ny fitenin'ireo ôla sy reo anjely aza za. Fa raha tsy managna fitiavana, de tonga vy magneno na kipantsona mikarantsam-peo za. \v 2 Na de atao aza hoe managna fagnomezan'ny faminagnina ary mahalala reo zava-miafina sy fahalalana daôly aza za, ary managna ny finoana daôly afahana mamindra reo tanety. Fa raha tsy manam-pitiavana; de tsisy dikany za. \v 3 Na de atao hoe magnome ze ra daôly anagnako hamahanana ny mahantra aza za, ary manolotra ny tegnako, de tsy mahazo na ino na ino za. [Fagnamarihana: Ny ULB sy ny UBD de samy managna dikan-teny betsaka, mivaky ôtran-zao hoe: "Ameko mba hodorana ny tegnako." Ny dikan-teny sasagny kosa de mivaky hoe: "Ameko ny tegnako mba ho dorana."]