auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-11 08:48:39 +08:00 committed by root
parent da9ff50f5a
commit 3a47b96a9e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nony falalanao ny toetra marina momba ny sampy, de very le rahalà malemy finogna, ze nafatesan'i Kristy. No zany, rafa manota amin'ny rahalànareo nareo ka mandratra ny saina malemin'izy reo, de manota manoitra an'i Kristy anareo. No zany, raha ny anina no matonga ny rahalàko ho tafitohina, de tsy hinan-kena intsony za, mba tsy avy aminà no halavo ny rahalàko.
\v 11 \v 12 \v 13 Nony falalanao ny toetra marina momba ny sampy, de very le rahalà malemy finogna, ze nafatesan'i Kristy. No zany, rafa manota amin'ny rahalànareo nareo ka mandratra ny saina malemin'izy reo, de manota manoitra an'i Kristy anareo. No zany, raha ny anina no matonga ny rahalàko ho tafitohina, de tsy hinan-kena intsony za, mba tsy avy aminà no halavo ny rahalàko.